| Entrée | 1 mangatrakatraka |
| Radical | 2 hatrakatraka |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Mena midorehitra, mena mivaivay:
5 Mena mangatrakatraka ny elon' ny mpanjaka fahiny [1.1] |
| Explications en anglais |
6 extremely red. Used only with mena, red.
[1.2] |
| Explications en français |
7 être rouge écarlate
[1.3#225] 8 rouge écarlate. [Tankarana] [1.19] |
| Exemples |
9 Na mangatrakatraka aza ny fahotanareo, hanjary fotsy hoatra ny oram-panala;
[2.996]
|
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Tous les mots composés | 107 mena mangatrakatraka |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|