Entrée maitso tanora (maitso, tanora)
Partie du discours locution
Définition malgache maitso matsora [Rajemisa 1985]
Traduction française vert tendre clair [Abinal 1888]
Exemples 
1Maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny [Rakotozafy: Ratsimba]
2Ny fijeriko an' i Soa aloha, dia tsy mahita kilema mitakosona azoko hahosotra azy aho, saingy raha sitrak' ise ny mavokely, aoka kosa aho hankafy ny maitso tanora [Andriamalala: Zazavavindrano]

Mis à jour le 2020/07/31