Entrée mangoraka (horaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io
Mitovy hevitra: antra ~ malahelo ~ manana tse-po ~ mangora-po ~ mitse-po ~ mitsetra ~ ngoaina ~ onena ~ ongena [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mangoraka
nangoraka
hangoraka
mangoraha
Synonymes mangorakoraka
Exemples 
1Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao. [Ny Avana: Hiram-betsovetso]
2Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 150]

Entrée mangoràka (horàka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mena mivaivay, mangatrakatraka [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31