Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbes : mangatsiaka | ||||||||||||||||||||||
Proverbe | Antitra manara am--pandriana: mivoady ny masoandro hiseho. [Veyrières 1913 #1803, Cousins 1871 #247]
Antitra mangatsiaka am--pandriana ka mivoady ny masoandro hiseho. [Rinara 1974 #294] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Vieillard qui a froid sur sa couche : il appelle de tous ses voeux le lever du soleil pour se chauffer. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Antsontsany hoatry ny fihinanana fadin-kena : hanina mafana, mandoro ; hanina mangatsiaka, miraikitra amin' ny lanilany. [Veyrières 1913 #5644]
Antsontsany ohatra ny fihinana fadin-kena : hanina mafana, mandoro; hanina mangatsiaka, miraikitra amy ny lanilany. [Cousins 1871] Antsontsany ohatra ny fihinanana fadin-kena : hanina mahamay mandoro, hanina mangatsiaka, miraikitra | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Chercher difficultés et querelles comme l' intérieur de boeuf, quand on le mange : chaud, il brûle ; froid, il s' attache au palais. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Il faut en tout un juste milieu ; ce proverbe se disait des gens trop hésitants. [Veyrières 1913 #1198]
Se disait des personnes difficiles de caractère. [Veyrières 1913 #5644] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Fantaro ny Ny am--pon’ ny siny mangatsiaka, fa ny am--pon’ ny vilany mafana. [Cousins 1871 #2149] Ny am--pon' ny siny mangatsiaka, fa ny am--pon' ny vilany mahamay. [Rinara 1974 #2864] Ny ao am--pon' ny siny mangatsiaka, fa ny ao am--pon' ny vilany mahamay. [Houlder 1895] Ny ao am--pon' ny siny mangatsiaka, ny ao Ny ao am--pon' ny vilany mahamay, ny ao | |||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza ny fahasamihafan' ny toetran' ny olona na ny toetran' ny zavatra. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza ny fahasamihafan' ny zavatra na dia mitovitovy ety ivelany aza, arakaraka ny toetra nikendrena azy na ny asa iandraiketany avy. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Ce qui est dans la cruche est froid, mais ce qui est dans la marmite est chaud. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Pourtant les deux sont en argile. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Fihinan' akotralahy : ny mahamay tsy tsofina, ny mangatsiaka tsy hafanaina. [Rinara 1974 #1157]
Fihinan’ ankotralahy : ny mafana tsy tsofina, ny mangatsiaka tsy afanaina. [Cousins 1871 #957] Fihinan' ankotralahy : ny mafana tsy tsofina, ny mangatsiaka tsy hafanaina. [Veyrières 1913 #2077] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Repas de simples soldats : ils ne soufflent pas sur ce qui est trop chaud pour le faire refroidir, et ils ne font pas chauffer ce qui n' est pas assez chaud. [Veyrières 1913 #2077] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des gens de peu de portée et de ceux qui ne voulaient se donner aucune peine. [Veyrières 1913 #2077] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Mifamati-dra aman-kary, ka izy mangatsiaka eny am-body vato, ny tena kosa Mifamati-dra aman-kary, ka izy mangatsiatsiaka eny am-body vato, ny tena Mifamati-drà amin-kary, ka izy mangatsiatsiaka ery ambony, ny tena | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Se lier avec le chat sauvage par le serment qui fait frères de sang : le chat sauvage a froid dans son creux de rocher, et soi-même on meurt de l' eau prise pour vomir de tanguin. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Allusion à la sorcellerie : le chat sauvage était censé l' animal du sorcier ; or les sorciers étaient soumis à l'épreuve du poison tanguin. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Ny manjaka toy ny afo : halavirina mangatsiaka, hatonina : mahamay. [Rinara 1974 #3121]
Ny manjaka toy ny afo ; ka raha halavirina mahamangatsiaka, ary raha hatonina akaiky mahamay. [Veyrières 1913 #231] Ny manjaka toy ny afo : raha halavirina, Ny mpanjaka toy ny afo: raha halavirina mangatsiaka, ary raha akekezina mahamay. [Houlder 1895 #1398] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Les grands sont comme le feu : loin d’eux, vous avez froid; près d’eux, vous prenez feu. [Nicol 1935 #273]
Le souverain est comme le feu : ceux qui sont loin de lui n' ont pas part à ses bienfaits, ils ont froid ; mais ceux qui sont auprès de lui obtiennent ses faveurs, ils ont chaud. [Veyrières 1913 #231] Le souverain est comme le feu: si on s' en éloigne, on a froid; et si on s' en rapproche, on se brûle. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Rafara tsy tia mangatsiaka, ka aoka Rafotsiraivo no hanao izay marimaritra iraisana. [Rinara 1974 #3697]
Ramatoa tsy tia mahamay, Rafara tsy tia mangatsiaka, dia aoka Rafotsiraivo no hanao izay marimaritra hiraisana. [Veyrières 1913 #1782, Cousins 1871 #2735] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | L'aînée n' aime pas le chaud, la dernière n' aime pas le froid ; il faut donc que la cadette, pour les mettre d' accord, fasse une température moyenne. [Veyrières 1913 #1782] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Sola mitanina andro, ka any an-doha no mahatsiaro mahamay aloha. [Veyrières 1913 #5625]
Sola mitanina andro : ny loha efa mahamay, fa ny tena mbola mangatsiaka. [Veyrières 1913 #5626] Sola mitanin' andro: ny loha efa mahamay, fa ny tena mbola mangatsiaka. [Cousins 1871 #2927] Sola mitanin' andro : ny loha efa mahamay, nefa ny tena mbola manara. [Rinara 1974 #3938] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Chauve qui se chauffe au soleil : c' est sa tête qui sent la première la chaleur. [Veyrières 1913 #5625]
Chauve qui se chauffe au soleil : sa tête est brûlante, et sa personne est froide. [Veyrières 1913 #5626] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des gens en colère. [Veyrières 1913 #5626]
Se disait des gens rouges de colère. [Veyrières 1913 #5625] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Vary mangatsiaka. [Veyrières 1913 #3777] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Un travail inachevé et repris un autre jour, c' est comme le riz froid, cuit la veille. [Veyrières 1913 #3777] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |