Index

Proverbes : masiaka

Proverbe Aleo enjehin' ny omby masiaka toy izay enjehin' ny fieritreretana. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza ny hamafin' ny fanjohian' ny eritreritra raha toa ka nisy ratsy nataon' ny tena. [Rajemisa 1985]

Proverbe Ankadivory masiaka amboa : mandany zara ny tompony. [Rinara 1974 #270, Cousins 1871 #239]
Masiaka amboa an-kadivory, ka mandany zara ny tompony. [Houlder 1895 #433, Veyrières 1913 #5703]
Masiaka amboa an-kadivory : mandany zara ny tompony. [Cousins 1871 #1646]
Masiaka amboa hadivory ka mandany zara ny tompony. [Rinara 1974 #2151]
Traduction française Chien méchant dans un enclos : il enlève à ses maîtres, tous les bons partis de mariage, car on a peur d' entrer. [Veyrières 1913 #5703]
Un chien féroce qui se tient dans le fossé fera du tort à son maître. cause du chien, personne n' osera approcher. [Houlder 1895]
Interprétation française Se disait des parents méchants qui étaient un obstacle au mariage de leurs filles. [Veyrières 1913 #5703]
S' il a une fille, par exemple, elle n' aura pas de prétendant, car, à. [Houlder 1895]

Proverbe Ibory tsy mba masiaka fa ny haolo rohizana. [Rinara 1974 #1392]

Proverbe Jiolahy matin' ny omby masiaka, ka matin' ny loza ny antambo. [Rinara 1974 #1567]

Proverbe Mahatsiravina hoatry ny biby masiaka. [Veyrières 1913 #428]
Traduction française Ce sont des guerriers aussi redoutables que les bêtes féroces. [Veyrières 1913 #428]

Proverbe Masiaka be ronono, maditra niampidera tandroka, fa raha tonga ny vilona manaiky ho fatorana. [Rinara 1974]

Proverbe Mpamosavy natakalo omby mahery: lasa ny loza, fa tonga ny antambo. [Houlder 1895 #52]
Mpamosavy natakalo omby masiaka : lasa ny loza, fa mirotsaka ny antambo. [Cousins 1871]
Mpamosavy natakalo omby masiaka : lasa ny loza, fa tonga ny antambo. [Cousins 1871]
Traduction française Un sorcier échangé contre un bœuf sauvage: à une calamité en succède une autre plus terrible encore. [Houlder 1895]
Interprétation française "Tomber de Charybde en Scylla" . [Houlder 1895]

Proverbe Tsy mety raha sady ombilahy no masiaka. [Houlder 1895 #385]
Traduction française C' est trop d' être un taureau et encore furieux par-dessus le marché. [Houlder 1895]

Proverbe Zanak’ aomby masiaka tsy matahotra an-dreniny. [Samson 1965 #Z8]

Index