| Entrée (1/2) | 1 ambioka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Zavamaneno vita amin'ny tsora-kazo kely anankiroa atao mifampikapoka; raha hazo mafy toy ny voamboana dia avo feo sady mikarantsana izy, fa raha hazo malemy kosa toy ny tahon-kifafa, dia somary dombodombo feo
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Musique: instruments |
| Analogues | 5 ambio |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Entrée (2/2) | 128 ambioka |
| Partie du discours | 129 nom |
| Explications en malgache |
130 [Betsimisaraka] vary, tsaramaso, ets tahirizana, masomboly
[1.78] 131 [Bezanozano] Masomboly [1.78, 1.1] 132 [Sihanaka] masomboly, harena iraisan'ny mpivady [1.78] 133 voan-javatra natokana ho masomboly [1.13] |
| Explications en français |
134 [Antankarana] graines de semence, semis, riz réservé pour la semence.
[1.19] 135 semence [1.13] |
| Exemples |
136 Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana.
[1.381#]
137 Ratsy ny akofa satria tsy misy ilana azy mihitsy, sady tsy azo hanina no tsy azo atao ambioka. [1.519#] |
| Vocabulaire | 138 Economie: agriculture |
| Synonymes | 139 ambeko, ambeo, ambeoka, ambezo, ambio, masomboly, tabiry |
| Anagrammes | ambioka, 140 aombika, 141 miboaka |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|