Entrée takoritsoka (ritsoka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny tsy atao ren' ny olona maro
Tsaho mandeha an-katakonana [1.1]
Explications en anglais A rumour, a whisper [1.2]
Explications en français Chuchotement, bruits qui circulent en cachette [1.3]
Dérivés 

Entrée takoritsoka (ritsoka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno akatroka mitovy feo amin' ny "castagnette": sotro hazo roa no tazonin' ny tanana havia ary atao mifampiankina ny vohony; sotro hazo iray hafa kosa no tazonin' ny tanana havanana eo amin' ny lelany, fa ny tahony no atsofoka sy avoaka eo anelanelan' ireo sotro roa voalohany ka manaraka ny ngadon-kira. Tsy mba maneno mafy fa toy ny mibitsibitsika fotsiny ny feon' ny sotro hazo, ka izany angamba no nanaovan' ny Ntaolo azy hoe takoritsoka; ankehitriny dia sotro vy no ampiasaina [1.1]
Vocabulaire 
Hypéronyme zavamaneno
Co-hyponymes adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Mis à jour le 2023/03/19