| Entrée (1/2) | 1 sodina | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a flute [1.7] | 
| Explications en français | 5   flûte [1.8] | 
| Exemples | 6   Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany.
[2.470] | 
| Tous les mots composés | 7 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 8 Musique: instruments | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Proverbes | 131 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 132 Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) | 
| Entrée (2/2) | 133 sodina | 
| Partie du discours | 134 nom | 
| Explications en français | 135   Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [Merina, Betsileo, Tanala]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 136 Botanique | 
| Anagrammes | 137 andosy, 138 diñaso, 139 disaño, disano, 140 Disona, 141 ondasy, 142 sady ... no, 143 saondy, 144 Sidona, 145 sodina | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |