Entrée langorony
Partie du discours nom
Explications en malgache Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) [1.1]
Explications en anglais A side drum [1.2]
Explications en français Tambour [1.3]
Exemples ary dia mihoby indray ny mozika sy ny amponga be sy ny langorony: [2.48]
Vocabulaire 
Synonymes langoroana
Hypéronyme zavamaneno
Co-hyponymes adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Entrée langorony (langoro, -ny)
Partie du discours nom langoro et pronom
Explications en anglais His heron(s), her heron(s), their heron(s)
His drum(s), her drum(s), their drum(s) [3.1]
Explications en français Son héron, ses hérons, leur héron(s)
Son tabour, ses tabours, leur tabour(s) [3.1]

Mis à jour le 2023/03/19