Entrée korintsana
Partie du discours   nom
Définition malgache   Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina
¶ Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   tinkling ornaments; a child's rattle [Hallanger 1973]
Traduction française   retentissement d'un grelot, de petits ornements [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Dérivations  

Entrée korintsana
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2011/01/02