| Entrée | 1 kahamba |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Korintsana mitovy amin' ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany. Misy fomba maro fampiasa azy: ahontsana, kapohina amin' ny riran-tanana, donina amin' ny totohondry; ny manan-talenta dia afaka mitotorebika amin' ny tongony sady mampiasa kahamba ny tanany. Maromaro ny anarany araka ny faritany: kaiamba, kaihamba, kai-hiamba, tsakaihamba
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Musique: instruments |
| Autres orthographes | 5 kahiamba, kai-hiamba, kaiamba, kaihamba, tsakaihamba |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|