| Entrée (1/2) | 1 orgàna |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en anglais |
3 an organ. see sarinety. [1.2] |
| Explications en français |
4 orgue [1.3] |
| Vocabulaire | 5 Musique: instruments |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Entrée (2/2) | 128 orgàna |
| Partie du discours | 129 nom |
| Explications en malgache |
130 Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1] |
| Exemples |
131 Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny.
[1.381#]
|
| Vocabulaire | 132 Biologie |
| Autres orthographes | 133 organina |
| Anagrammes | 134 angaro, 135 argôna, 136 aronga, 137 gorana, 138 orgàna, 139 rangao, 140 roanga |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|