Entrée tsirivo
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno kasohina toy ny tsikadraha: volotsangana vaventy toy ny haben' ny sandry no alaina; asiana dian-tsofa mitetitetika manodidina ny vatany ary tariby henjana toy ny vy amin' ny tahon' elo no atao fikasoka; mikarantsana mafy ny feon' ny tsirivo satria feom-by, kanefa azo atao amin' izay feo ilaina rehetra izy, na malefaka na tohilava, na marisika na manambitamby eo amin' ny fiarahan-javamaneno [1.1]
Vocabulaire 
Hypéronyme zavamaneno
Co-hyponymes adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/19