Entrée kipantsona
Partie du discours nom
Explications en malgache Takela-barahina mitapelaka roa izay ampiadina ka mamoaka feo mikarantsana.
Fonjam-by ahantona ary velezina amin' ny tapa-by ihany; maro karazana izy io rehefa ampiasaina amin' ny fiarahan-javamaneno araka izay feo ilaina: misy toy ny takotra manify, misy tariby vaventy afolaka indroa, ary misy karazana lakolosy kely atambatra vitsivitsy. (Taloha nampiasaina ho toy ny lakolosy fiantsoana ny kipantsona, ary ankehitriny ampiasaina amin' ny Fanabeazana fototra araka ny fomba fampianarana vaovao eo amin' ny mozika aman-kira) [1.1]
 Karazan-javamaneno mikarantsana rehefa velezina [1.13]
Explications en français Cymbales [1.3, 1.13]
Exemples Ary ny fitondran'ny zanadRalambo tamin'izany kosa, dia mively amponga sy kipantsona. [2.59]
Vocabulaire 
Hypéronyme zavamaneno
Co-hyponymes adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Entrée kipantsona
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Entina milaza ny olona vavèna [1.1]
Explications en français Bavard, loquace, hâbleur [1.3]

Mis à jour le 2023/03/19