|
|
|
|

Entrée1  anakidory
Mots élémentaires  2 anaka, 3 dory
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Amponga kely kokoa noho ny dory (zanaky ny dory no heviny).
6 Anisan' ny amponga masina izy io fa ampiasaina amin' ny hirampivavahana: tromba, bilo, sns. ary tsy azom-behivavy kasihina;
7 ny any amin' ny faritanin' ny Sakalava no mampiasa azy [1.1]
Vocabulaire  8  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2025/11/17