Entrée angaroa
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavamaneno tsofina, mitovy amin' ny antsiva (akorandriakan-dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka ihany fahiny, na izay olona voafidiny, no nampiasana ny angaroa; niavaka tsara teo amin' ny tany ama-monina ny feony satria avo feo nefa malefaka kokoa noho ny antsiva na ny anjombona [Rajemisa 1985]
Définition française   [Tankarana] conque (bakôra) § antsìva. [David 1952 (takila A)]
Vocabulaire  
Synonymes   angaroha
Citations  

Mis à jour le 2017/03/10