|
|
|
|

Entrée1  kahiamba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Anaran-javamaneno hafa kely fa harefo iray fihina no afatotra goragora ary kapokapohin' ny felatanana roa; izany no atao hoe Kahiamba; malefadefaka ny ngadona azo avy aminy, nefa manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno izy noho izy manano toamikorintsana [1.1]
Exemples  4  Mandritra ny fotoana rehetra anaovana ny lanonana dia tsy mitsahatra ny hira masina, ny fandoroana emboka ny feon' amponga sy kahiamba ary ny vavaka. [2.508#]
Vocabulaire  5  Musique: instruments
Autres orthographes  6 kahamba
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  kahiamba, 128 kaihamba, 129 mahabika, 130 makabiha

Mis à jour le 2025/11/09