Entrée lokanga
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7 [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a violin; any stringed instrument played with a bow [Hallanger 1973]
Définition française violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 

2017/06/29