Entrée | 1 fikasihandokanga |
Mots élémentaires | 2 fikasihana, 3 lokanga |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 [1.1] Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga |
Vocabulaire | 6 Musique: instruments |
Synonymes | 7 fikasihana |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |