Entrée zavamaneno (zavatra, neno)
Partie du discours nom
Définition malgache anarana ilazana ireo zavatra rehetra namboarina hanao feon-kira, na tendrena izany na tsofina, na velezina. Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin' olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana feon-kira na anarahana hira: Ny sodina, ny valiha ary ny gitara dia samy zavamaneno [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ zava-maneno ] a musical instrument. [Richardson 1885]
 [ zava-maneno ] any musical instrument [Hallanger 1973]
Définition française [ zava-maneno ] instrument de musique [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Articles 

Mis à jour le 2019/12/12