|
|
|
|

Entrée (1/2)1  orna
Partie du discours  2  nom
Explications en anglais  3 an organ. see sarinety. [1.2]
Explications en français  4 orgue [1.3]
Vocabulaire  5  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (2/2)128  orna
Partie du discours  129  nom
Explications en malgache  130 Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1]
Exemples  131  Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny. [1.381#]
Vocabulaire  132  Biologie
Autres orthographes  133 organina

Anagrammes  134 angaro, 135 argôna, 136 aronga, 137 gorana, orgàna, 138 rangao, 139 roanga

Mis à jour le 2026/01/14