|
|
|
|

Entrée (1/2)1  asombola
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 anaran' ny volana fahenina (Arabo Es-soumboul (salohim-barin ny Virginy)).
4 Lazain' ny mpanandro fa ny Asombola dia vorombe-tsi-tana. Tsy fantatra mazava izay tena
5 hevitr' izany; nefa izao no fanaon' ny ntaolo: raha handranto izy, na hikarama lavidavitra,
6 dia tsy nivoaka raha tsy Asombola toy izany koa raha hampiditra na hamoaka omby mifahy. [1.10]
7 
8 
9 
40 
102 
133 
134  [3.1]
135 Anaran' ny volana fahenina amin' ny volana malagasy merina, aorian' ny Alahasaty ary alohan' ny Adimizana, ka ny toerana nomena azy fahiny ao an-trano dia amin' ny lafin-drindrina atsimo ilany andrefana
136 Fanandroana: Vavany: raha lehilahy, mpivarotra, mahazo vola; raha vehivavy, mpanao taozavatra, mpila harena; vodiny: tsara, hanan-karena, mpila vola [1.1]
Explications en anglais  137 the name of the sixth month of the Malagasy year. [Ar. As-sumbulu - Spica Virginis, or in Virgo.] [1.2]
Explications en français  138 nom du sixième mois de l'année malgache
139 nom d'un destin [1.3]
Exemples  140  ary nony ampitso Alahady 14 Septembra 26 asombola dia niangona tao. [2.59]
Vocabulaire  141  Temps 142  Croyances
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tous les mots composés  218  2 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  219  Mesure du temps

Entrée (2/2)220  asombola
Partie du discours  221  nom
Explications en malgache  222 ny tera-tsikidy valo amin' ny reniny efatra, ka ny roa dia eo amin' ny tsanganany,
223 ary ny roa ao amin' ny tsivalany; takalo tenany io, ka raha tsy amonoina omby eo atsinanan-trano
224 tsy sitrana ny marary; fa raha vola kosa, tsy azo raha tsy atao ao anaty moara (na mohara)
225 ny Asombola 12, izany hoe asiana taniravo kely avy ny niteorany, dia iny taniravo iny no
226 raofina ka atao ao anaty moara. [1.10]
Analogues  227  sikidy
Texte  228 

Mis à jour le 2025/11/20