Entrée keliny > helina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fisehoana na fandalovana vetivety [1.1]
Dérivés 
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée keliny > kely
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay
Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga
Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io
Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany.
Mitovy hevitra: (olona) aketalahy ~ bija ~ bitika ~ boleta ~ botity ~ botry ~ bozeny ~ bozeta ~ hetry ~ kambitry ~ kambity ~ katita ~ kely endaka ~ kely ray ~ kely reny ~ madinika ~ mafy kely ~ majinika ~ nihinan-tain' orona ~ tapak' amponga ~ tsampirano ~ tsapitika ~ tsingentana ~ vatokely [1.1]
Explications en anglais Little, small [1.7]
Explications en français Petit, peu [1.8]
Exemples Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [2.4]
Morphologie 
Simple : kely, keliko, kelinao, keliny, kelintsika, kelinay, kelinareo
Dérivés 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Anthroponymes 
Hyponymes Andraozikely
Fianakaviana hafa kely (Nivondrahona)
Toponymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée keliny > helika
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny faritra lempona amin' ny foto-tsandry ao ambany [1.1]
Explications en anglais The armpit [1.2, 1.7]
Explications en français Aisselle [1.8]
Exemples Matetika dia misy fery ary mivonto ny atody tarimo ao ambany helika. [2.424]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Holonyme vatana
Co-méronymes hatoka, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tanana, tongotra, tratra, vody, vozona
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée keliny > helitra
Partie du discours nom
Explications en anglais A basket. (prov.) see habona. [1.2]
Explications en français  [Tankarana] Panier, corbeille. (toñotòño). [1.19]
Synonymes helotra

Anagrammes