|
|
|
|

Entrée1 zavamaneno
Mots élémentaires  2zavatra, 3maneno
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5anarana ilazana ireo zavatra rehetra namboarina hanao feon-kira, na tendrena izany na tsofina, na velezina. Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin' olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana feon-kira na anarahana hira: Ny sodina, ny valiha ary ny gitara dia samy zavamaneno. [1.1]
Explications en anglais  [zava-maneno] 6a musical instrument.. [1.2]
[zava-maneno] 7any musical instrument. [1.7]
Explications en français  [zava-maneno] 8instrument de musique. [1.8]
Exemples  9 mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno; [2.470#]
10 Tia mozika izy ary kinga raha nitendry zavamaneno toy ny harmonia, ny valiha, mba nandalo teo am-pelatanany. [2.356#]
11 Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472#]
Vocabulaire  12 Musique: instruments
Hyponymes 
Article  135Randzavola: zava-maneno ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Mis à jour le 2025/10/11