Entrée | piano | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavamaneno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy fa ny fikapohana ny fitendrena izay mifandray amin' ny tadim-peo mikarantsana tsirairay avy: Mitendry piano [1.1] | |
Exemples | Somary manokana ny momba ilay mpitendry piano avy ao Manakambahiny avaratr' i Vohidiala.
[2.472] | |
Vocabulaire | Musique: instruments | |
Hypéronyme | ||
Co-hyponymes | ||
Origine | Français: piano. | |
Anagrammes | paino, piano |
Mis à jour le 2023/03/19 |