Entrée |
tarỳ
|
Mots élémentaires | t~ ; arỳ |
Partie du discours | adverbe au passé
|
Explications en malgache | Endriky ny mpamaritra matoanteny milaza toerana "arỳ" raha enti-milaza ny lasa: Tarỳ Ankadindambo izahay afakomaly Avy arỳ: Efa tarỳ ve ianao? [1.1]
|
Exemples |
1 | Tary ambany tary, nisy vehivavy lehibe iray avy niakatra.
[2.4]
|
2 | Dadabem-borompotsy izany ilay hitanay tary an-dohasaha tary.
[2.117]
|
3 | Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry.
[2.472]
|
|
|
Entrée |
tary
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Amponga lehibe indrindra sady lava eto Madagasikara: mitovitovy amin' ny n' lapa izy (hoditra tokana eo amin' ny tendrony ambony), saingy avo be: 1,50 metatra. Izy no midoboka voalohany indrindra vao maneno daholo ny amponga rehetra miaraka aminy sy ny zavamaneno ka izany no iantsoana azy hoe "tary" (mitarika lanonana); misy koa milaza hoe Ampongatary [1.1]
|
| [Merina]
Ny kely indrindra amin' ireo amponga efatra nampiasaina tamin' ny famorana ka natao hipetrahan' ny zaza hodidiana [1.1]
|
Explications en anglais | A second drum [1.2]
|
Explications en français | Le plus petit des quatre tambours usités à la circoncision, dont le son était rauque et sur lequel
on plaçait l'enfant pour le circoncire [1.3]
|
Exemples | Ampongalahy iray atao hoe "tary" no ipetrahan' izay hitazona ny zaza.
[2.436]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
|