| PROVERBE (OHABOLANA) | Kary mindrana akanjo: tsy mamerina izay nindraminy [Rajemisa 1985] |
| INTERPRÉTATION MALGACHE (FANAZAVANA MALAGASY) |
Enti-milaza amin' eso ny olona mindran-javatra nefa tsy mahalala mamarina [Rajemisa 1985] |
| VOIR (JEREO) | Index des mots proverbiaux (Ny teny hita amin' ny ohabolana rehetra) |
| © 2001-2010 J-M de La Beaujardière |
|