~ --> faha~na |
~ --> fah~na |
~ --> faha~na | ba --> | fahabaña | maizina --> | fahamaizinana | sitrana --> | fahasitranana |
disadisa --> | fahadisadisana | malina --> | fahamalinana | sola --> | fahasolana | |
disa --> | fahadisana | mandina --> | fahamandinana | sondriana --> | fahasondrianana | |
dodona --> | fahadodonana | manga --> | fahamangana | tafintohina --> | fahatafintohinana | |
dongadonga --> | fahadongadongana | manja --> | fahamanjana | talanjona --> | fahatalanjonana | |
faingana --> | fahafainganana | manta --> | fahamantana | tanora --> | fahatanorana | |
foana --> | fahafoanana | maola --> | fahamaolana | tara --> | fahatarana | |
fongana --> | fahafonganana | maonjana --> | fahamaonjanana | teza --> | fahatezana | |
gaga --> | fahagagana | maotina --> | fahamaotinana | toka --> | fahatokaña | |
jamba --> | fahajambana | maotona --> | fahamaotonana | tomombana --> | fahatomombanana | |
kanosa --> | fahakanosana | maraina --> | fahamarainana | tontosa --> | fahatontosana | |
karakara --> | fahakarakarana | marina --> | fahamarinana | torana --> | fahatoranana | |
kinga --> | fahakingana | masina --> | fahamasinana | tsapa --> | fahatsapana | |
laina --> | fahalainana | menamena --> | fahamenamenana | tsara --> | fahatsarana | |
lala --> | fahalalana | miramirana --> | fahamiramiranana | tsontsa --> | fahatsontsana | |
lasana --> | fahalasanana | mirana --> | fahamiranana | vanona --> | fahavanonana | |
lava --> | fahalavana | mora --> | fahamorana | variana --> | fahavarianana | |
lempona --> | fahalemponana | ngeza --> | fahangezana | vetaveta --> | fahavetavetana | |
liana --> | fahalianana | ngita --> | fahangitana | vita --> | fahavitana | |
loza --> | fahalozana | noana --> | fahanoanana | vizana --> | fahavizanana | |
mahina --> | fahamahinana | risarisa --> | faharisarisana | vonona --> | fahavononana | |
maika --> | fahamaikana | sahirana --> | fahasahiranana | votsa --> | fahavotsana | |
maina --> | fahamainana | salama --> | fahasalamàna | zaka --> | fahazakàna | |
maivana --> | fahamaivanana | samihafa --> | fahasamihafana | zava --> | fahazavana | |
maizimaizina --> | fahamaizimaizinana | simba --> | fahasimbana | zaza --> | fahazazana | |
~ --> fah~na | adaladala --> | fahadaladalana | efa --> | fahefana | osa --> | fahosana |
adala --> | fahadalana | ela --> | fahelana | ota --> | fahotana | |
andriana --> | fahandrianana | iva --> | fahivana | |||
antra --> | fahantrana | onona --> | fahononana |
|
|
|
![]() |