~ --> faha~ana ~ --> faha~nana |
~ --> faha~vana ~itra --> faha~erana |
~itra --> faha~etana ~ka --> faha~hana |
~tra --> faha~rana ~tra --> faha~tana |
~y --> faha~esana ~y --> faha~ezana |
~y --> faha~iana ~y --> faha~izana |
~y --> fah~iana |
~ --> faha~ana | babo --> | fahababoana | maimbo --> | fahamaimboana | ravoravo --> | faharavoravoana |
diso --> | fahadisoana | mamo --> | fahamamoana | rikoriko --> | faharikorikoana | |
feno --> | fahafenoana | maro --> | fahamaroana | rokoroko --> | faharokorokoana | |
jejo --> | fahajejoana | mavomavo --> | fahamavomavoana | torotoro --> | fahatorotoroana | |
lavo --> | fahalavoana | mongo --> | fahamongoana | zoto --> | fahazotoana | |
loto --> | fahalotoana | ravo --> | faharavoana | |||
~ --> faha~nana | lasa --> | fahalasanana | ||||
~ --> faha~vana | dio --> | fahadiovana | lo --> | fahalovana | tonga --> | fahatongavana |
leo --> | fahaleovana | soa --> | fahasoavana | tsiaro --> | fahatsiarovana | |
~itra --> faha~erana | tapitra --> | fahataperana | tezitra --> | fahatezerana | ||
~itra --> faha~etana | finaritra --> | fahafinaretana | poritra --> | fahaporetana | ||
~ka --> faha~hana | betsaka --> | fahabetsahana | potraka --> | fahapotrahana | tanteraka --> | fahatanterahana |
disaka --> | fahadisahaña | reraka --> | faharerahana | teraka --> | fahaterahana | |
kevoka --> | fahakevohana | risika --> | faharisihana | tondraka --> | fahatondrahana | |
lalaka --> | fahalalahana | roroka --> | faharorohana | trotraka --> | fahatrotrahana | |
lefaka --> | fahalefahana | siaka --> | fahasiahana | tsemboka --> | fahatsembohana | |
masaka --> | fahamasahana | tanjaka --> | fahatanjahana | vitrika --> | fahavitrihana | |
~tra --> faha~rana | fantatra --> | fahafantarana | sambatra --> | fahasambarana | tsotra --> | fahatsorana |
fongotra --> | fahafongorana | sasatra --> | fahasasarana | vatra --> | fahavarana | |
lavitra --> | fahalavirana | sempotra --> | fahasemporana | vesatra --> | fahavesarana | |
manitra --> | fahamanirana | sosotra --> | fahasosorana | vinitra --> | fahavinirana | |
matotra --> | fahamatorana | tahotra --> | fahatahorana | vokatra --> | fahavokarana | |
menatra --> | fahamenarana | taitra --> | fahatairana | zatra --> | fahazarana | |
montotra --> | fahamontorana | tratra --> | fahatrarana | |||
~tra --> faha~tana | ritra --> | faharitana | rovitra --> | faharovitana | ||
romotra --> | faharomotana | sarotra --> | fahasarotana | |||
~y --> faha~esana | faty --> | fahafatesana | mafy --> | fahamafesana | reny --> | faharenesana |
~y --> faha~ezana | fehy --> | fahafehezana | fohy --> | fahafohezana | very --> | fahaverezana |
~y --> faha~iana | biby --> | fahabibiana | mamy --> | fahamamiana | tory --> | fahatoriana |
faly --> | fahafaliana | rary --> | faharariana | virjiny --> | fahavirjiniana | |
kamboty --> | fahakambotiana | ratsy --> | faharatsiana | vitsy --> | fahavitsiana | |
kivy --> | fahakiviana | sahy --> | fahasahiana | zoky --> | fahazokiana | |
lany --> | fahalaniana | tadidy --> | fahatadidiana | |||
lavorary --> | fahalavorariana | toky --> | fahatokiana | |||
~y --> faha~izana | fohy --> | fahafohizana | foy --> | fahafoizana | ||
~y --> fah~iana | ambany --> | fahambaniana | ary --> | fahariana | ||
ambony --> | fahamboniana | ory --> | fahoriana |
|
|
|
![]() |